| Entry | 1 iray petsapetsa |
| Elementary words | 2 iray, 3 petsapetsa |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza olona vitsivitsy na maro manana tanimbary iraisana olona iray foko olona miray tetika [1.1] |
| Explanations in English |
6 of the same social level; united [1.7] |
| Explanations in French |
7 au même niveau de la société [1.8] |
| Examples |
8 Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona:
[2.471]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|